xmw_1co_text_reg/15/01.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 1 Zeo mpampahatsaro areo zaho, rahalahy, ny amin'ny vava maharavo zay nambarako taminareo, zay nirasinareo ndraiky zay itsangananareo. \v 2 Amin'ny alalan'ny zany vava maharavo zany no hahavoavonjy areo, raha mitagna mafy amin'ny vaolagna nitoriky taminareo areo, raha tsy hoe ninoninona foagna.