xmw_1co_text_reg/11/33.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 33 Noho zany, ry rahalahiko, koafa mivôry mbô hihinagna areo, dia mifandignaisa.\v 34 Raha misy ôlogn araiky, tihinagna, aoka izy hihinagna agny antragno, amin'ny zay koafa mivôry areo dia tsy ho amin'ny fitsaragna zany. Avakeo mahakasiky reo raha hafa zay nisoroatanareo, dia hagnamia torolalagna zaho koafa tonga.