1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 31 Fao ny tsiaraikiaraky aminare dia afaka mifanolo maminagny mbô hafahan'ny tsiaraikiaraiky mianatra ary mbô hahery ny jiaby. \v 32 Fao ny fagnahin'ny re mpagnazary dia eo ambanin'ny fagnaraha-mason'ny re mpagnazary. \v 33 Fao Zagnahary dia tsy Zagnahariny ny fikorontanagna hoan'ny re fiangonan'ny re mpino jiaby. |