1 line
385 B
Plaintext
1 line
385 B
Plaintext
\v 1 Tiako ho hainareo, ry rahalaha, fao reo babantsika dia tao ambanin'ny zavogno jiaby aveo namakivaky ranomasigny.\v 2 Ny jiaby dia natao batisaho amin'i Mosesy tao amin'ny zavogno ndraiky tao amin'ny ranomasigny, \v 3 aveo ny jiaby dia samy nihinagna hanim-pagnahy mitôvy.\v 4 Ny jiaby dia nigiaka tamin'ny vatolampim-pagnahy zay nagnaraka zareo, dia Kristy zany vatolampy zany. |