1 line
346 B
Plaintext
1 line
346 B
Plaintext
\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho. |