xmw_1co_text_reg/15/54.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 54 Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna."\v 55 "Ry fahafataisagna, aiza ny fandresanà?'' Ry fahafataisagna, aiza ny fanindronà?''