xmw_1co_text_reg/10/09.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 9 Aoka faogna koa atsika tsy hitsapa Kristy, hotra ny natan'ny maro tamin-jareo kay naripaka reo bibilava.\v 10 Aza mimonimonigny faogna koa, hotra ny natan'ny maro taminjareo ka naringan'ny anjelin'ny fahafataisagna.