1 line
435 B
Plaintext
1 line
435 B
Plaintext
\v 18 \v 19 \v 20 Aza ambaila hisy hamita-taigna. Koa misy ôlogno eo aminareo mihevitry fao hendry izy amin'zao vanim-potoagna zao, ambilao izy ho lôso "Laifaka " amin'zay mbô mety lôso hendry izy. Fao ny fahindriagnan'ny zao tontolo zao dia halifahagna eo amin-Jagnahary. Satria voasaorata hoe: Nahatakatra ny hendry tao amin'ny hafitsiagnan-jareo Izy." Avakeo hoe: "Ny Tompo dia mahay fao ny fihevitry ny hendry dia zava-poagna." |