xmw_1co_text_reg/13/08.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 8 Tsy ho tapitry bariky dintany ny fitiavagna. Raha misy faminaniagna, dia ho levogno re. Raha misy fivolagnagna amin'ny vaolagna tsy hay, hijanogno re. Raha misy fahaizagna, dia ho levogno zany. \v 9 Fao atsika dia mahay amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahany. \v 10 Fao koafa tonga lehy taigna lafatra, dia ho levogno zay tsy tantairaka.