1 line
298 B
Plaintext
1 line
298 B
Plaintext
\v 1 Zeo mpampahatsaro areo zaho, rahalahy, ny amin'ny vava maharavo zay nambarako taminareo, zay nirasinareo ndraiky zay itsangananareo. \v 2 Amin'ny alalan'ny zany vava maharavo zany no hahavoavonjy areo, raha mitagna mafy amin'ny vaolagna nitoriky taminareo areo, raha tsy hoe ninoninona foagna. |