\v 56 \v 57 Ny ota no fanindron'ny fahafataisagna, ave ny angôvon'ny ota dia ny lalàgna. Fao isaoragna Zagnahary, zay nagnamia atsika ny fandrisiagna amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika!