|
\v 3 Fao natôlotro ho zava-dehibe voalaohany hoanare zay azoko faogna koa: fao maty hoan'ny fahotagnantsika Kristy nivolagnin'ny Saoratra Masigny, \v 4 ary nalevigny Izy, ary Izy dia natsangagna tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo nivolagnin'ny Saoratra Masigny. |