xmw_1co_text_reg/12/14.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 14 Fao ny vatagna dia tsy rantsagna taokagna, fao maro.\v 15 Raha mivaolagna ny tongotro hoe: "Satria tsy tagnagna zaho, dia tsy rantsagna amin'ny vatagna zaho," zany dia tsy hely amin'ny rantsan'ny vatagna aby.\v 16 Ary raha ny sôfigny no hivaolagna hoe: "Satria tsy maso zaho, dia tsy rantsagna amin'ny vatagna zaho," zany dia tsy hely amin'ny rantsan'ny vatagna aby. \v 17 Raha maso ny vatagna jiaby, dia ho aiza ny fandrignaisagna? Raha sôfigny ny vatagna jiaby, dia ho aiza ny fanimboloagna?