xmw_1co_text_reg/05/11.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 11 Naifa zeo zaho manaoratra aminareo mbô tsy hiaraka hiasa miaraka amin'ny zôvy na zôvy zay antsôvigny hoe rahalahy naifa miaigny ao anatin'ny fijangajangagna, na izay tsy mahonon-taigna, na manompo sampy, na mpivalaogna ratsy, na mpimamo, na mpangalatra. Aza mihinagna hanigny miaraka amin'ôlogno hotra zany.\v 12 Fao ino no idirako amin'ny fitsaragna reo zay akagny ambailany fiangonagna? Mifanohitry amin'ny zany, areo moa tsy tôkony hitsara reo zay ao agnatin'ny fiangonagna?\v 13 Fao Zagnahary dia mitsara reo zay agny ambailany. "Alao akeo amimasonareo ny ôlon-dratsy."