1 line
425 B
Plaintext
1 line
425 B
Plaintext
\v 42 Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, ary zay atsangagna dia tsy mety maratra.\v 43 Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-bogninahitry. Afafy tamin'ny fahalimiagna zany; dia natsangagna amin'ny ngôvo.\v 44 Afafy amin'ny vatagna voajagnahary zany; dia atsangagna ho vatagna ara-pagnahy. Raha misy vatagna voajagnahary, dia misy vatagna ara-pagnahy faogna koa. |