xmw_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 18 Aza ambaila hisy hamita-taigna. Koa misy ôlogno eo aminareo mihevitry fao hendry izy amin'zao vanim-potoagna zao, ambilao izy ho lôso "Laifaka " amin'zay mbô mety lôso hendry izy.\v 19 Fao ny fahindriagnan'ny zao tontolo zao dia halifahagna eo amin-Jagnahary. Satria voasaorata hoe: Nahatakatra ny hendry tao amin'ny hafitsiagnan-jareo Izy."\v 20 Avakeo hoe: "Ny Tompo dia mahay fao ny fihevitry ny hendry dia zava-poagna."