xmw_1co_text_reg/03/03.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 3 Satria mbôla araka ny nofo. Fao na aiza misy fahasarotampiaro ndraiky fifandiragna eo aminareo, dia tsy miaigny araka ny nofo moa areo, ary tsy mandaiha amin'ny fenitry ny ôlombelogno?\v 4 Fao koafa misy araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Paoly," avakeo ny araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Apolosy,"dia tsy miaigny hotra ny ôlombelogno faogna moa areo?\v 5 Zôvy ary Apolosy? Zôvy Paoly? Mpanompo zay tamin'ny alalany no ninoanareo, zay namian'ny Tompo asa aby.