xmw_1co_text_reg/12/21.txt

1 line
638 B
Plaintext

\v 21 Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna hoe: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: \v 22 "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, \v 23 ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. \v 24 Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miaraka, ary izy nagnamia lanja re zay tsy ampy zany.