xmw_1co_text_reg/07/15.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 15 Fao raha ny vady tsy Kristiana no miala, ambaila izy andaiha. Amin'ny karazan-draha hotra zany, ny tahalahy na rahavavy dia tsy voafehin-jareo voadin-jareo. Zagnahary dia nagnantso atsika mbô hiaigny am-piadanagna.\v 16 Fao amin'ny fomba manankôry no ahaizanao, ry vaiavy, raha ho voavonjinao ny vadinao, ry lalahy, raha voavonjinao ny vadinao?