xmw_1co_text_reg/14/12.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 12 raha zany foagna koa ny aminareo. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy areo, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. \v 13 Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. \v 14 Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.