xmw_1co_text_reg/09/07.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 7 Zôvy no magnano fanompoagna miaramila amin'ny fandaniagna manaokagna? Zôvy no maboly voaloboka aveo tsy mihinagna taignany? Na zôvy no miambigny ondry kay tsy migiaka ny ronono avy amin'ny zany?\v 8 Moa zaho mivaolagna reo raha reo no mifôtotro amin'ny fahefan'ny ôlombelogno? Tsy mivaolagna zany koa moa ny lalàgna?