xmw_1co_text_reg/08/11.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 11 Koa nohon'ny fahaizagnao ny toetra marigny momba ny sampy, dia very lehy rahalahy malemy finoagna araiky, zay nahafataisan'i Kristy. \v 12 Noho zany, koafa magnatogno amin'ny rahalahinareo areo kay mandratra ny saigny malemin-jareo, dia manota manohitry Kristy areo.\v 13 Noho zany, raha ny hanigny no mahatonga ny rahalahiko ho tafintohigny, dia tsy hihinan-kaina eky zaho, mbô tsy avy aminaha no handavo ny rahalahiko.