xmw_1co_text_reg/07/32.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 32 Tiako areo hoafaka amin'ny reo fisalasalagna. Ny lalahy tsy manambady dia misalasala ny amin'ny reo raha ny Tompo, ny amin'ny fomba hampiravoagna Azy.\v 33 Fao ny lalahy manambady dia misalasala ny amin'ny rahan'ny zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiravoravoagna ny vadiny_\v 34 mizarazara izy. Ny vaiavy tsy manambady na virijiny dia misalasala ny amin'ny raha ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanagna amin'ny haigny ndraiky ny fagnahy. Fao ny vaiavy manambady dia misalasala ny amin'ny rahan'ny zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifaliagna ny vadiny.