xmw_1co_text_reg/07/15.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 15 Fao raha ny vady tsy Kristiana no miala, ambailao izy andaiha. Amin'ny karazan-draha hotra zany, ny rahalahiny na rahavavy dia tsy voafehin-jareo voadin-jareo. Zagnahary dia nagnantso atsika mbô hiaigny am-piadanagna.\v 16 Fao amin'ny fomba manankôry no ahaizanao, vaiavy, raha ho voavonjinao ny vadinao, lalahy, raha voavonjinao ny vadinao?