xmw_1co_text_reg/07/01.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 1 Ary mahakasiky reo olagna zay nisoroatanreo mbomban'ny zao: "Tsara amin'ny lalahy ny tsy mikasiky vaiavy." \v 2 Naifa noho ireo fakam-pagnahy amin'ny fahavaitavaitagna maro isankarazany, dia tôkony hanagna ny vadiny manaokagna aby ny lalahy tsiaraikiaraiky, aveo ny vaiavy tsiaraikiaraiky dia tôkony hanagna vadiny manaokagna aby.