xmw_1co_text_reg/06/14.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 14 Zagnahary dia afa nanangagna ny Tompo salakady hanangagna atsika amin'ny ngôvony koa. \v 15 Moa tsy hainareo moa fao ny haigninareo dia ratsam-batagnan'i Kristy kay ho ndesiky moa zany reo ratsam-batagnan'i Kristy aveo hampikambagna zareo amin'ny mpivaro-taigna? Tsy hisy anie zany !