xmw_1co_text_reg/06/04.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 4 Raha aohatra kay afaka mitsara raha zay miboaka amin'ny andavan'androm-piainagna anao, nagnino anao no mamaitraka karazagna tranga hotra zany akeo agnatraihan'ny reo zay tsinotsinona akao amin'ny fiangonagna?\v 5 Hahamaingatra areo no hivolagnako zany. Moa tsy mbô misy ampy fahindriagna na dia araiky aby eo aminareo handamigny ny adiady eo amin'ny mpirahalahy?\v 6 Fao naifa, misy mino araiky mandaiha mifagnatriky amin'ny mpino hafa eo amin'ny fitsaragna, avakeo zany raharaha zany dia hapaitraka akeo agnatraihan'ny mpitsara zay tsy mino!