xmw_1co_text_reg/02/03.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky tamin'ny hamboriagna, ary tamin'ny fangovitagna mafy.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao naifa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny ôlombelogno ny finoagnanareo, fao ao amin'ny ngôvon-Jagnahary.