xmw_1co_text_reg/01/30.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 30 Nohon'ny nitsaboan-Jagnahary, zeo areo dia ao amin'i Kristy Jesôsy, zay nanjary fahindriagna hoantsika avy amin-Jagnahary. Izy dia nanjary fahamarinantsika, fahamarinantsika aveo fahafahantsika. \v 31 Vokatry zany, araka zay ambaran'ny Saoratra Masigny magnanjao: "Aoka zay miraiharaiha, hiraiharaiha ao amin'ny Tompo."