xmw_1co_text_reg/01/20.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 20 Aiza ny ôlon-kendry? Aiza ny manam-pahaizagna? Aiza ny mpiady hevitry ny zao tontolo zao? Moa tsy navadiky Zagnahary ho halifahagna moa ny fahindrian'ny zao tontolo zao? \v 21 Satria tsy nahay Zagnahary zao tontolo zao tao amin'ny fahindriagna, dia sitraka Zagnahary ny hagnavotro reo zay mino amin'ny alalan'ny halifahagna ny fitoriagna.