1 line
352 B
Plaintext
1 line
352 B
Plaintext
\v 8 \v 9 \v 10 Tsy ho tapitry bariky dintany ny fitiavagna. Raha misy faminaniagna, dia ho levogno re. Raha misy fivolagnagna amin'ny vaolagna tsy hay, hijanogno re. Raha misy fahaizagna, dia ho levogno zany. Fao atsika dia mahay amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahany. Fao kaoafa tonga lehy taigna lafatra, dia vo levogno zay tsy tantairaka. |