xmw_1co_text_reg/01/07.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 7 Noho zany are dia tsy ory fagnomaizam-pahasoavagna eo am-pandignaisanare ny fagnambaragna Jesôsy Kristy Tompontsika. \v 8 Izy faogna koa dia hampahery are zisiky amin'ny farany, mbô tsy hanagna tsigny are amin'ny andron'i Jesôsy Kristy Tompontsika.\v 9 Mahatoky Zagnahary, zay nagnantso are hoamin'ny firaisagna amin'ny Zanany lalahy, Jesôsy Kristy Tompontsika.