xmw_1co_text_reg/02/06.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 6 \v 7 Amizao, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro zao, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna. Fao, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika.