xmw_1co_text_reg/05/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Zahay dia naharegny tatitry fao misy fijangajangagna eo aminareo, karazagna fitondran-taigna tsy magnaiva zay tsy azo atao aby eo amin'ny reo Jentilisa. Ny tatitry, dia hoe misy araiky aminareo miaraka mandry amin'ny vadiny babany. Areo dia taigna miavogno! Fao tsy tôkony alahelo moa areo? Ny araiky zay nagnano zany dia tsy maintsy alàgna eto aminareo.