\v 16 Moa Tsy hainareo moa fao zay miray amin'ny mpivaro-taigna dia manjary nôfo araiky aminazy? Hotra ny nambaran'ny Saoratra Masigny hoe: "Ho nôfo araiky faogna zareo roa." \v 17 Fao izy zay mikambagna amin'ny Tompo dia manjary araiky aminazy.