xmw_1co_text_reg/11/25.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 25 Mitôvy amin'ny zay koa dia niraisigny ny kapoaka koafa avy nihinagna haligny, aveo nivaolagna Izy nagnanjao: "Tô kapoaka tô no fagnikiagna vava ao amin'ny lionaha. Atôvy zao na afriagna na afriagna areo no migiaka, ho fahatsiarovagna Zaho." \v 26 Amin'ny fotoagna jiaby zay hinananareo tô môfo tô ndraiky higiahanareo amin'ny tô kapoaka tô, dia magnambara ny fahafataisan'ny Tompo papiky haviany areo.