xmw_1co_text_reg/11/07.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 7 Fao tsy tôkony hisafodaoha ny lalahy, satria izy no sary ndraiky vogninahitry Zagnahary.\v 8 Fao ny vaiavy dia vogninahitry ny lalahy. Fao ny lalahy dia tsy natao avy tamin'ny vaiavy. Fao ndraiky, ny vaiavy no natao avy tamin'ny lalahy.