xmw_1co_text_reg/11/05.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 5 Fao mangala vogninahitry ny laohany reo vaiavy zay mivavaka na maminagny tsy misatro-daoha. Fao tsy hafa aveo mitôvy amin'ny hoe vaiavy mandratra ny laohany zany.\v 6 Fao raha tsy misatro-daoha ny vaiavy, dia tôkony tapahigny ho fohy ny volony. Raha mahamaingatra ny vaiavy ny manapaka ny volony na ny mandratra ny laohany, dia aoka izy hanarogno ny laohany.