xmw_1co_text_reg/06/12.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 12 "Ny raha jiaby dia ara-dalagna aminaha," fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny raha jiaby ara-dalagna aminaha," fao tsy ho andevozin'ny araiky amin'ny reo zaho. \v 13 "Ny hanigny dia nihin'ny kibo, aveo ny kibo natao ho nihin'ny hanigny," fao Zagnahary dia hagnafoagna zareo roa reo. Ny vatagna dia tsy natao ho nihin'ny fijangajangagna. Fao ndraiky, ny vatagna dia natao ho nihin'ny Tompo, ary ny Tompo dia hagnamia nihin'ny vatagna.