xmw_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 18 Aza ambaila hisy hamita-taigna. Raha misy ôlogno eo aminareo mihevitry fao misy fagnahy izy amin'zao vanim-potoagna zao, ambilao izy ho hanjary "laifaka " amin'zay mbô mety hanjary misy fagnahy izy. \v 19 Fao ny fahindriagnan'ny zao tontolo zao dia halifahagna eo amin-Jagnahary. Satria voasaorata magnanjao: Nahatakatra ny misy fagnahy tao amin'ny hafitsiagnan-jareo Izy." \v 20 Avakeo magnanjao: "Ny Tompo dia mahay fao ny fihevitry ny misy fagnahy dia zava-poagna."