\v 17 \v 18 Miravo amin'ny fahatongavan'i Stefanasy, Fortinasy, ary Akaiosy zaho. Nameno ny tsy naha-te are zare. Fao namelombelogno ny fahahiky ndraiky nihinare zare. Kay noho zany, zahavo ny ôlogno karaha zany.