\v 15 Ino no tôkony ho tsaboky? Hivavaka amin'ny fagnahiky zaho, fao hivavaka amin'ny saigny naha foagna koa. Hihira miaraka amin'ny fagnahiky zaho, avakeo hihira miaraka amin'ny saigny naha koa. \v 16 Raha tsy zany, raha midaira Zagnahary miaraka amin'ny Fagnahy areo, akôry no hivolagnin'ny vahiny hoe: "Amena" koafa magnamia fisaoragna anao raha aohatra kay tsy hainy zay koragnina.