\v 10 Zahay dia laifaka nohon'ny amin'i Kristy. Malemy zahay, fao areo mafy. Areo dia namiagna vogninahitry, fao zahay ndraiky tsy nalaim-baraka.\v 11 Mandraka amizeo zahay dia tihinagna ndraiky mangetaheta, mijaly fiankajo, voaboko mafy, avakeo tsy manan-kialofagna