\v 5 Fao hoavy akagny aminareo zaho koafa mandalo Makedonia. Fao handalo Makedonia zaho. \v 6 Mety afaka hijanogno miaraka aminareo zaho na mandritry ny fararano aby, mbĂ´ hahafahanareo magnampy zaho amin'ny diako, na aiza na aiza mboako.