\v 13 Tsara ny haigninareo: Mety amin'ny vaiavy moa ny mivavaka amin-Jagnahary tsy misafo-daoha?\v 14 Tsy ny natiora lasitekiny aza moa no mampianatra areo fao raha ny lalahy no lava volo, dia fahafaham-baraka aminazy zany? \v 15 Tsy mampianatra areo moa ny natiora fa raha ny vaiavy no lava volo, dia vogninahitry aminazy zany? Fao namiagna azy ny volony mbĂ´ hanarognany azy.\v 16 Fao raha misy ti-hiady hevitry amin'ny zany, dia tsy managna fampiharagna hafa zahay, na reo fiangonan-Jagnahary.