\v 16 Tsy hainareo moa fao areo dia tempolin-Jagnahary aveo ny Fagnahin-jagnahary no mibidôko ao aminareo? \v 17 Raha misy ôlogno mandratra ny tempolin-Jagnahary, dia handratra zany ôlogno zany Zagnahary. Fao masigny ny tempolin-Jagnahary, aveo hotra zany koa areo.