\v 1 Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao indrindra ny mbô haminanianare. \v 2 Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. \v 3 Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. \v 4 Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna.