\v 13 Mandrasa, mitsangana tsara amin'ny finoagna, miasà tôrotro ny lalahy, maheraiza.\v 14 Aoka ho ata am-pitiavagna zay atanare jiaby.