\v 3 Koafa tonga zaho, na zôvy na zôvy kehinare, dia alaifako miaraka amin'ny taratasy mbô hanolaoragna ny fagnatitry are hoan'i Jerosalema.\v 4 Raha aohatra kay mety aminaha faogna koa ny mandaiha, dia handaiha hiaraka aminaha zare.