\v 4 Koa raha ny momba ny fihinanagna hanigny natao sorogno amin'ny sampy_dia haintsika fao"ny sampy eto amin'ny zao tontolo zao dia tsisy dikany" avakeo"Fao tsisy Zagnahary afa-tsy araiky faogna."\v 5 Fao mety misy reo môdy antsôvigny hoe zagnahary, na agny andangitry na aketo antany, hotra ny hafontrizany reo "zagnahary" ndraiky ny hafontrizany "tompo."\v 6 Fao amintsika, "Araiky faogna no Zagnahary dia lehy Baba, zay avy aminy raha jiaby, avakeo Izy no antony hivilaomantsika, aveo araiky no Tompo Jesôsy Kristy, Zay tamin'ny alalany no nisian'ny raha jiaby, ary tamin'ny alalany no nisiantsika."